"Aoka ny olona rehetra samy hanao araka ny fony avy,tsy amin'alahelo na amin'ny faneriterena;fa ny mpanome amin'ny fifaliana no tian'Andriamanitra" 2 KORINTIANA 9 : 7"

 

 

 

    CHORALE ANTSA FANILO

Filoha : ALEXANDRE Ralantoarisoa

Filoha mpanampy : RAMAROSON Jeanine

Mpitantsoratra : ARAYE Saholy

Mpampianatra hira :

Ny famerenan-kira ny chorale Antsa-Fanilo dia ny alarobia @ 7 ora - 10 ora hariva eny Buisson Ardent - Haut de Lièvre NANCY

 

 

Fotoan-dehibe Choralie 2010 NANCY

Ny Antoko-pihira Antsa Fanilo no nandray ny Choralie 2010 izay iraisan' ny antoko-pihiran'ny FPMA eto Frantsa, La Reunion , Canada. Izany dia natao teto Nancy ny 16-17-18 May 2010.